Fandraisana
Tonga soa eto amin'ny Tafo Bordeaux


NY MPITANDRINA :
Toriteny tamin'ny alahady :


ASA FITORIANA NY FILAZANTSARA : 7 ora hariva

Ilazana isika izay mipetraka lavitra ka tsy afaka hanatrika ny fampianaran'i Rtoa Tiana Fanantenana eny am-piangonana fa afaka manaraka izany amin'ny :

Confcall: 01 59 42 30 47

Code: 873 182 #



TILY LAMAKO : 20 jona 2026 - manomboka 12:00


FIFOHAZANA : Lasy nasionaly Giel - 6 -->12 jolay 2026

Ny lohahevitra : "Vie en abondance"


"Ny mpangalatra tsy avy raha tsy hangalatra sy hamono ary handringana; Izaho avy mba hananany fiainana sady hananany be dia be." (Jaona 10.10)


Saran-dasy : 27€/personne/jour , semaine complète :162€.


Koa manasa antsika fiangonana iray manontolo ary ny sampana velona rehetra hanatrika izany.


Manatona ny birao raha maniry hanatrika izany lasy izany isika.


Ny fara fisoratana anarana ho antsika eto Bordeaux dia ny alahady 31 may any amin'ny Birao Safif.




TILY LAMAKO :

Tu as 18 ans ou plus et envie de vivre une aventure inoubliable cet été ?


Les Branches Moyennes des EEUDF Capitole & Lamako recrutent des animateurs et animatrices pour leur Camp Jumelé.


Dates: Du 18 au 26 juillet 2026

Lieu: L'herm (dans la banlieue de Toulouse)

Cadre: Une super équipe et des ados (12-16 ans) pleins d’énergie

Prérequis, souhaité mais non obligatoire : ASF, BAFA, BAFA Stagiaire, ou équivalent ( CAP petite enfance, BPJEPS, etc...)

Possibilité de valider une semaine de stage pratique BAFA


Au programme : grands jeux, veillées, fous rires, partage et des souvenirs mémorables !


Si tu es motivé·e, bienveillant·e et prêt·e à vivre une semaine intense et enrichissante, rejoins-nous !


Contact : Miora : 06 98 49 02 84 (directrice de camp)


Capitole & Lamako n’attendent plus que toi !


Nos amitiés scoutes,




V A F F : fiaraha-mivavaky ny Fiangonana - talata 20:00


Faly miarahaba anao ao amin'i Tompo izahay ry havana,

manohy ny fandinihana ny Filazantsara araka an'i Lioka isika Fiangonana FPMA Bordeaux izao.

Mivavaka ho an'ny vina Trano Fiangonana rahateo isika ny talata voalohany amin'ny volana.

Jesoa miaro ny mpianany izay tsy nanaja ny fombafombam-pivavahan'ny jiosy momba ny andro sabata.

Inona no atao hoe "Sabata" ? Sabotsy ve sa Alahady ny andro sabata, nahoana ? Ahoana no tokony hanajan'ny Fiangonana ny andro sabata ?

Jésus défend les comportements de ses disciples qui n'ont pas respecté les coutumes juives pendant le jour du Shabbat.

Que signifie "Shabbat" ? Le jour du shabbat est-il le samedi ou le dimanche, pourquoi ? Comment l'Église doit-elle respecter le jour du shabbat ?

Mahereza fa momba antsika ny Tompo.


Confcall: 01 59 42 30 47


Code: 873 182 #




FPMA FOIBE : fampianarana - alarobia 20:00



Connexion zoom :

Tél : +33 1 70372246

Id : 945 2227 5371 #



RAKITRA SY ADIDY :

Azo atao tsara ny manao rakitra sy manefa ny adidy amin'ny alalan'ny virement :

Titulaire compte : FPMA Bordeaux

IBAN : FR15 2004 1010 0105 8250 8E02 234

BIC : PSSTFRPPBOR

Message : RAKITRA na ADIDY XXXXXXX (apetraho eo ny anaranao)


alt

alt


hafatra pastoraly


 
 

Aza hadinoina

Ny fanompoam-pivavahana :

Isaky ny alahady amin'ny 3 ora sy sasany tolakandro

Temple du Hâ - 32 rue du Cdt Arnould - 33000 Bordeaux


Perikopa : 

Eksodosy 19.2-6a

Romana 5.6-11

Matio 9.36-10.8




Vaovao samihafa

Ankasoavana
Ankaratsiana

Ny fotoana manaraka ...

Vaovao mandritra ny herinandro :

TSINDRIO ETO