| FIFOHAZANA : Lasy nasionaly 7 - 13 jolay 2025 | Ilazana isika fa ny lasy nasionaly dia ho tanterahina any Giel ny 7 - 13 jolay, ary mitondra ny lohahevitra manao hoe : "Réveil et modernisme" (Osée 4. 6a sy 5.4) "Ringana ny oloko noho ny tsi-fisian'ny fahalalana. Tsy avelan'ny ataony hiverina amin'Andriamanitra izy; Fa ny fanahim-pijangajangana no ao anatiny, ary Jehovah tsy fantany." Andinindininy : tsindrio ETO |
| FOTOAM-BAVAKA ISAN-TOKANTRANO : isaky ny talata - 20h00 |
Faly miarahaba ry havana,
hiaraka hivavaka sy handinika ny teny ao amin'ny baiboly isika anio alina ka ny Galatiana toko faha-5 no raisintsika.
Momba ny FAHAFAHANA no ambara amin'izany:
Inona no atao hoe fahafahana ? Ary afaka manoloana ny fangejana inona ? Inona no voka-dratsin'ny tsi-fiainana ny fahafahana ho an'ny mino sy ny Fiangonana ? Nahoana no zavadehibe ny fanahy Masina raha miresaka ny fahafahana eo amin'ny mino sy ny Fiangonana ?
Galates 5 nous révèle sur la liberté:
Qu'est-ce que la liberté ? Libéré(e) par rapport à quoi ? Quels sont les conséquences néfastes pour le chrétien et l'Église qui ne mettent pas en pratique cette liberté ? Pourquoi l'action de l'esprit Saint est-elle capitale concernant la liberté pour le chrétien et l'Église ?
Mahereza daholo, ary aoka hifampitaona eo ambany fitarihan'ny fanahy Masina isika rehetra.
|
| Departemantan'ny Fampianarana : isaky ny alarobia amin'ny 8 ora alina |
Miato kely mandritra ny roa volana ny fotoantsika, manome fotoana anao amin'ny volana septambra.
|
| EMB : dîner concert - samedi 15 juin 2024 |  |
| ANTOKO MPIHIRA : Concert 45è - sabotsy 27 aprily 2024 |

|
| SEKOLY ALAHADY : Famaranana Jobily 40è |
|
| VEHIVAVY sy LEHILAHY KRISTIANA : Fiofanana |

|
| ANTOKO MPIHIRA : ChoeurUni 2024 |

|
| RAKITRA SY ADIDY :
|
Azo atao tsara ny manao rakitra sy mandoa ny adidy araka ireto fomba ireto : 1- Chèque : | 2- Virement : | à l'ordre de "FPMA Bordeaux" ary alefa amin'izao adiresy izao : Atoa RAVALISON Haja 54 rue Gaston de Foix 33260 LA TESTE DE BUCH | Titulaire compte : FPMA Bordeaux
IBAN : FR15 2004 1010 0105 8250 8E02 234 BIC : PSSTFRPPBOR Message : RAKITRA na ADIDY XXXXXXX (apetraho eo ny anaranao) |
|
|
|
|