Fandraisana zaza : alahady 19 marsa 2023
Zaza noraisina teto am-piangonana anio :
RASOLOFO Antso, zanak'i Riana sy Sitraka, teraka tamin'ny 18 janoary 2023.
Fandraisana zaza : alahady 30 oktobra 2022
Zaza noraisina teto am-piangonana anio :
RASAMOELA RANDRIANARIZAY Mikalo teraka tamin’ny 29 aogositra 2022 zanak’i Antsa sy Voahary.
Fandraisana zaza : alahady 17 jolay 2022
Ireto ny zaza noraisna teto am-piangonana anio :
- ANDRIANOMENJANAHARY Haïley Hanintsoa zanak'i ANDRIANOMENJANAHARY Haja sy Tantely
- RIVIERE Aloren Loëvan zanak’i RIVIERE Florent sy RASOLOFOSON Elina Candy
Filazana mariazy :
Denise THEVENET
Victor et Brigitte DA TORRE
Nirina et Christiane ANDRIANARISON
Ont le plaisir de vous annoncer le mariage de leurs enfants
RINDRA et ALEXIS
Le samedi 01 octobre 2022 à 11H30.
Filazana mariazy :
« Ka dia tsy roa intsony izy fa nofo iray ihany » Matio : 19 : 6a
Atoa RAVELOSON RASOLONIRINA Alain mivady
Atoa RAKOTONIANA Solotiana Hajasoa mivady
Dia faly mampandre anareo ny fanamasinana ny fanambadian’ny zanany :
RAVELOSON Andriamampionona Faniry sy RAKOTONIAINA Nasandratriniavo Fehizoro
Izay ho tanterahina ao amin’ny FJKM Ivato Soanierana Vavahadin’ny Lanitra any Madagasikara ny sabotsy 22 septambra 2022 .
Filazana mariazy : «Que l’homme donc ne sépare ce que Dieu a joint » Marc 10 : 9
Estelle Rasoazanapanahy
Allain et Berthine Razafindramboa
Fanja Andriambelo
Ont la joie de vous faire part du mariage de leurs enfants :
Heriniaina Razafindramboa et Ravaka Andriambelo
Qui aura lieu le samedi 20 Août 2022 à 11H à l’église protestante FJKM Soamanandrariny Miaradia à Madagasikara.
Filazana mariazy :
«C’est pourquoi, l’homme quittera son père et sa mère pour s’attacher à sa femme, et les deux deviendront un seul être. Ainsi, ils ne sont plus deux mais un seul être. Que l’homme ne sépare donc pas ce que Dieu a uni. » Mathieu 19 : 5-6
RAZAFINDRAKOTO Mamisoa, RAZAFINDRAKOTO Francia, HEURTEBIZE Raphaël, EON Isabelle
Ont le plaisir de vous faire part du mariage de leurs enfants :
Cynthia et Romain
le samedi 21 Mai 2022 au CHATEAU BONE ( 2 rue des Pigeonniers, 33710 GAURIAC ).
Filazana mariazy :
"Ary ankehitriny dia ireto telo ireto no mitoetra : Ny FINOANA, ny FANANTENANA, ny FITIAVANA ; fa ny FITIAVANA no lehibe amin’ireo."
Fifaliana lehibe ho anay Sahondra sy Andry RASAMOELINA no mampandre ny fanamasinana ny fanambadian’ny zanakay :
Ny Aina RASOLOFOMANANA sy Cédric LACHAUD
Izay ho tanterahana ny sabotsy 09 aprily 2022 aminy 4 ora tolatolakandro any amin’ny Domaine de Mahourat, 67 Mahourat, 33760 Saint-Pierre-de-Bat.
Filazana mariazy :
"Et que la paix de Christ, à laquelle vous avez été appelés pour former un seul corps, règne dans vos coeurs. Et soyez reconnaissants." Colossiens 3:15 DELMOTTE Aimée, RAZAFINDRAZAKA Jean-Baptiste, DELMOTTE Patrick et Nadia, RASOLOFO RAZAFINDRAMAMBA Razafindrambahy, RAZANAMPARANY Marcel, RASOLOFO Zaonihery et Voahangy ont la joie de vous faire part du mariage de leurs petits-enfants, enfants Fanambinana et Vahisoa qui se déroulera le samedi 26 février 2022 à 14h30 au Temple du Hâ (23 rue du Hâ, 33000 Bordeaux).
Fandraisana zaza : alahady 17 oktobra 2021
"Nankinina taminao hatrany am-bohoka aho; hatrany an-kibon-dreniko dia Andriamanitro Hianao." Salamo 22:10
Fanantenana sy Kanto dia faly nitondra ny zanany : Mizarasoa Ilona DELMOTTE
teto am-piangonana.
Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany.
Filazana zaza teraka :
«Indro, lova avy amin'i Jehovah ny zanaka maro; Tamby ny ateraky ny kibo.» Salamo 127:3 Noho ny fitahian’ny Tompo, dia nahazo fahasoavana tokoa ny tokantrano. Haritiana sy Domoina ANDRIAMBELO dia faly mampandre anareo ny nahateran’i : Faneva sy Fitia ny zoma 18 desambra 2020.
Filazana zaza teraka :
"Indro lova avy amin'i Jehovah ny zanaka maro ; tamby ny ateraky ny kibo" Sal 127:3
I Riana sy Sitraka dia faly mampandre antsika ny fahaterahan' i : Aiko Herintsoa Stéphane RASOLOFO ny sabotsy 5 desambra 2020.
Fandraisana zaza : alahady 13 desambra 2020 Noraisina voalohany teto am-piangonana ny zaza :
Hendry Nathan RANAIVOSOA zanak’ i Antsa sy Mamisoa.
Fandraisana zaza : 11 oktobra 2020
Noraisina voalohany teto am-piangonana ny zaza :
RAJAONARIVELO Soatiana Maëlys
zanak'i Angelo sy Miary.
Filazana mariazy :
"Mets-moi comme un sceau sur ton cœur, comme un sceau sur ton bras... Car l'amour est fort...ses ardeurs sont des ardeurs de feu, une flamme de l'Éternel " Cantiques des cantiques 8, 6
Mme veuve DELMOTTE Aimée M. RAZAFINDRAZAKA Jean-Baptiste Mme veuve BAILLET Marthe M. et Mme DELMOTTE Patrick
Mme veuve RAZAFIARISON Josée Mme veuve RAMANAMAHEFA Aline M. et Mme RAZAFIARISON Harimanana Z.
sont heureux de vous annoncer le mariage de leurs enfants, petits-enfants :
DELMOTTE Fanantenana Zo Manuël & RAZAFIARISON Harikanto Fifaliana Liantsoa
qui se tiendra le samedi 17 Octobre 2020 à 14h Au Temple du Hâ 32 Rue du Commandant Arnould 33000 Bordeaux
Filazana zaza teraka :
Nantenaina sy Yohann CACHEUX dia faly mampandre anareo ny nahaterahan’i : Hajao Benjamin tamin’ny alahady 12 jolay 2020.
Hisaorana ny Tompo noho ny fahasoavany lehibe.
Fandraisana zaza voalohany : 22 desambra 2019 Noraisina teto am-piangonana ny zanaky ny fianakaviana FASINA John sy Maherizo
Fanambadiana :
Fitsofan-drano ny fanambadian'i RANAIVOSOA Antsa sy Mamisoa ny 30 novambra 2019 tany an-tanindrazana.
Filazana fahaterahan-jaza :
« C’est toi qui as formé mes reins, qui m’as tissé dans le ventre de ma mère. Je te loue de ce que je suis une créature si merveilleuse. Tes œuvres sont admirables, et je le reconnais bien. » Psaumes 139 :13-14
Nous sommes heureux de vous faire part de la naissance de notre fils Noé Iloniaina Barragan, le 17 septembre 2019.
John et Anja
Fanambadiana sy batisa :
Anio 30 jona 2019 no fandraisan-tanana sy fiarahaban’ny fiangonana ny fianakaviana FRANCINE Arimampionona sy RAHARISON Mahefarivola Anne-Marie ary ny zanany
Filazana zaza teraka :
Dieu nous a fait grâce et c'est avec beaucoup de joie que nous vous partageons la naissance de notre fille Maëlys Soatiana le 15 Mai 2019. Nous nous portons très bien et nous vous remercions pour vos prières et encouragements. Par cette naissance, Dieu nous apprend à partager la vie, l’amour et la foi qu’Il a Lui-même mis dans nos cœurs. Gloire Lui soit donné.
"Je t'aime d'un amour éternel ; C'est pourquoi je te conserve ma bonté" Jérémie 31:3
Miary et Angelo RAJAOANARIVELO
Filazana zaza teraka : Je me prénomme Victoria Nirina.
Je suis née le 5 avril 2019 à Bordeaux
...pour l immense joie de mes parents, Davina RAJAOARIVELO et Ludovic NAVARRO, ainsi que toute la famille.
"Grâces soient rendues à Dieu pour son don ineffable" 2 Corinthiens 9/15
Filazana mariazy:
« Fitiavana mandrakizay no nitiavako anao, Na dia ny ony maro aza tsy mahavono ny afon’ny fitiavana, Fa avy amin’Andriamanitra ny fitiavana » (Jeremia 31 : 3 – Tononkiran’i Solomona 8 : 7 – 1 Jaona 4 : 7)
Rtoa RAZANADRAKOTO Noëline sy Rtoa RAJAONALISON Nicole Minomalala
dia faly mampandre ny fanamasinana ny fanambadian’ny zanak’izy ireo
RAVELOJAONA Marco sy RAJAONALISON Fanjamalala
ny zoma 04 Janoary 2019 ao amin’ny Fiangonana Loterana Malagasy, FITANDREMANA TOBY FANANTENANA 67Ha.
Fandraisana zaza Faly isika nandray ny fianakaviana RASOAMANANA Andriantsoa Tsilavinambinina sy Rakotoarivelo Eulalie izay nitondra niaraka mivavaka voalohany amintsika, ny Alahady 11 Novambra 2018, ny zazavavy
RASOAMANANA Andriantsoa Anayah
Filazana mariazy:
“ Fitiavana mandrakizay no nitiavako anao : koa izany no nampaharetako famindrampo taminao ” , Jeremia 31 : 3
RAJAONARIVELO Henriot sy Florine
Tompokovavy RAZAFIARISOA Velonindrina Lalao
Sy
RASOAMAHEFA Henri sy Mamy
Dia faly mampandre anareo ny fitsofan-drano sy ny fanamasinana ny fanambadian’ny zanany
RAJAONARIVELO Herinindrina Angelo Richard
Sy
RASOAMAHEFA Miarivony
Izay ho tanterahina ny 25 Aogositra 2018 ao amin'ny FJKM Tangaina Fanantenana manomboka amin'ny 10 ora maraina.
Filazana mariazy:
Ho an’ny Tafo FPMA Bordeaux,
“ Ary aoka ho ambonin ’ izany rehetra izany ny fitiavana , fa fehin ’ ny fa hatanterahina izany ” , Kolosiana 3,14.
FANAMBARANA MARIAZY
Ramatoa RAZAFINDRAMANITRA RABENJA Jeanne
Ramatoa RAZAFINDRAMANITRA RAMBOLATIANA Rahasàna Eugénie
Sy
Ramatoa RANDRIANAMPIZAFY SAUVAGE Marie-Josette
Andriamatoa RAVELOARISON Olivier Aimée sy Ramatoa RANDRIANAMPIZAFY Marie-Claude
Dia faly mampandre antsika fiangonana ny fanambadian’ny zafikeliny, ny zanany
RAZAFINDRAMANITRA Tsiriniaina Franck Panoël
Sy
RAVELOARISON Ony Miora Sandra
Ny Asabotsy 25 Aogositra 2018 ho avy izao, @ 9 ora maraina ao @ FLM Ambatovinaky.
Marihina moa fa ho tanterahina @ io fotoana io ihany ko ny fandraisana fanasan’ny Tompo an’i RAZAFINDRAMANITRA Tsiriniaina.
Mangataka ny fitrotroana am-bavaka avy amintsika fiangonana @ izany fikasana masina izany.
Fandraisana zaza : Fifaliana ho antsika fiangonana ny mandray ny zaza RASAMOELA Rootsy izay nentin'ny raiamandreniny RANDRIAMANANTENA RASAMOELA Antsa sy RANDRIANARIZAY Voahary niaraka mivavaka voalohany amintsika FPMA Bordeaux ny Alahady 1 Jolay 2018
Mpandray vaovao : Noraisina anio 20 mey 2018 ho isan'ny mpiray latabatra amin'ny Tompo Atoa Jessy RANDRIANARIVELO sy Rkely Karen RAKOTOVAO.
Fandraisana zaza : Faly isika mandray voalohany ato am-piangonana anio 06 mey 2018 ny zazakely LALANIAINA Noémie Jordana, zanak'i LALANIAINA Sitraka sy Jessica.
Teraka : Antsa et Voahary ont la grande joie de nous annoncer la naissance de leur fille Rootsy le Vendredi 13 Avril à minuit et demi.
Nous remercions le Seigneur pour cette bénédiction.
Batisa : Faly isika tafo FPMA Bordeaux fa nandray ny zaza ho zanak’Andriamanitra tokoa amin’ny alalan’ny sakramentan’ny batisa, anio dia i
RAZAFINDRAKOTO Mael Harilalaina
Teraka :
Ny zaza RAKOTONANAHARY Kaliana
Zanak'i RAKOTONANAHARY Toky sy Mbolatiana dia noraisina voalohany teto am-piangonana tamin'ny fotoam-pivavahana ny alahady 04 Febroary 2018.
Teraka : Ny zaza Soavina sy Mihasoa, zanak'i RAOBELINA Jao sy Rotsy, dia noraisina voalohany teto am-piangonana tamin'ny fotoam-pivavahana ny alahady 07 janoary 2018.
Mpandray vaovao
Noraisin-tanana ny 17/09/18 teto amin'ny fiangonantsika i Rakotomalala Ny Tsiky izay noraisina mpandray tany Madagasikara tamin’ny alahady 02 jolay 2017.
Mariazy Andriamatoa Dominique RAKOTOARIMANANA mivady dia faly mampandre antsika fa ny zanany Lauriane RAKOTOARIMANANA dia hampakarin'i Yohan ROULLET ho vadiny amin'ny sabotsy 7 oktobra 2017, manomboka amin'ny telo ora latsaka fahefany tolakandro eto amin'ny fiangonantsika.
Mariazy :
Andriamatoa Ramarolahy Andriamandimby mivady, Andriamatoa Kolonely Razafimaro sy Rasamoela Gladys, Andriamatoa Randrianary Emmanuel mivady,
dia faly mampandreha antsika ny fahavitan'ny fanamasinana ny fanambadian'ny zanany :
Randriamanantena Rasamoela Antsa sy Randrianarizay Andrianatoandro Voahary
izay notanterahina tao amin'ny FJKM Andriantany Famonjena ny sabotsy 8 jolay 2017 lasa teo.
Mpandray vaovao ARMOUET Franck Tahiana
BARRAGAN Sombiniaina Inès
RAJAONINA Mandresy Loïc
RANDRIANAJAINA Chantal
RAZAFINDRAKOTO Cynthia
RUIZ Alexandre
Dia noraisina ho isan'ny mpandray ny Fanasan'ny Tompo eto amin'ny Tafo FPMA BORDEAUX ny pentekosta 04 jona 2017.
Mariazy : Andriamatoa sy Ramatoa isany : FASINA Angel, FASINA Zozo Patrice, RANAZAFINJANAHARY Louise Hermance,
RAKOTONDRAVELO David, RASOANANTENAINA S.Danielle
dia faly mampandreha antsika ny amin'ny fanamasinana ny fanambadian'ny zafiny, ny zanany :
FASINA John sy ANDRIATSISANGINA Maherizo
izay atao ny sabotsy 17 jona 2017
ao amin'ny FJKM Ambanilalana Finoana amin'ny 10h30.
Mariazy : Ramatoa Odette RAJAOARIVELO, Andriamatoa Alain RAMAROSON mivady dia faly mampandreha antsika fa ny zafiny, zanany Fabienne RAMAROSON dia ho hampakaran'i Jérémy TALEYSON ho vadiny ny sabotsy 3 jona 2017 amin'ny 3 ora sy sasany hariva eto amin'ny fiangonantsika.
Mariazy : Andriamatoa RAVELOJAONA Ndriamparany Benjamin mivady dia faly mampandreha antsika fa ny zanany Nantenaina RAVELOJAONA dia ho hampakaran'i Yohann CACHEUX ho vadiny ny sabotsy 13 mey 2017 amin'ny 4 ora sy sasany hariva, izany dia ho tanterahina eto amin'ny fiangonantsika.
|