|
Aza hadinoinaNy fanompoam-pivavahana : Alahady amin'ny 3 ora sy sasany harivaTemple du Hâ - 32 rue du Cdt Arnould - 33000 BordeauxPerikopa :Asa 4.8-12 1 Jaona 3.1-2 Jaona 10.11-18 Vaovao samihafa
Ny fotoana manaraka ...talata 16 aprily : 20h : CDF (confcall) alarobia 17 aprily : 20h : Dpt Fampianarana (concall) alakamisy 18 aprily : 19h : AM - famerenan-kira (s. Calvin) sabotsy 20 aprily : Tily - lasy tselatra (Antagnac) 10h : SVK - famerenan-kira (tokantrano) 10h : STK - fivoriana (s. Calvin)
16h : AM - famerenan-kira (s. Calvin) alahady 21 aprily : Tily - lasy tselatra (Antagnac) 15h30 : Fanompoam-pivavahana Fanasan'ny Tompo |