Aza hadinoina

Ny fanompoam-pivavahana :

Alahady amin'ny 3 ora sy sasany hariva

Temple du Hâ - 32 rue du Cdt Arnould - 33000 Bordeaux


Perikopa :

Isaia 50.4-7

Filipiana 2.6-11

Marika 11.1-10



Vaovao samihafa

Ankasoavana
Ankaratsiana

Ny fotoana manaraka ...


Alatsinainy 18 martsa : 7ora alina - famerenan-kira AM lehilahy (s.Calvin)

Talata 19 martsa : 8ora alina - CDF en conf call

Alarobia 20 martsa : 8ora alina - departemantan’ny fampianarana en conf call

Alakamisy 21 martsa : 7ora alina - famerenan-kira AM (s.Calvin)

Zoma 22 martsa : 8ora alina - fivorian'ny KT (s.Calvin)

Sabotsy 23 martsa :

- synode financier

- 14h00 - atrik'asa VFTM (s.Calvin)

- 14h30 - fivorian’ny Tily (Ecole St Ferdinand)