Fandraisana Ny vaomiera Asa Fitoriana ny Filazantsara (VA2F)



 
 

Aza hadinoina

Ny fanompoam-pivavahana :

Alahady amin'ny 3 ora sy sasany hariva

Temple du Hâ - 32 rue du Cdt Arnould - 33000 Bordeaux

Azo arahina koa amin'ny :

Youtube FPMA Bx


Perikopa :

Jeremia 33.14-16

1 Tesaloniana 3.12-42

Lioka 21.25-36






Vaovao samihafa

Ankasoavana
Ankaratsiana

Ny fotoana manaraka ...


Talata 23 novambra 2021 :

20 ora : Fandinihana Loha Hevitra

Alarobia 24 novambra 2021 :

20 ora Dept Fampianarana 

Zoma 26 novambra 2021 

20 ora 30 Diakona sy Loholona - Fiofanana Temple du Hâ

Sabotsy 27 novambra 2021 

14 ora : FATSAN - Fiofanan'ny Tompon'Andraikitra

15 ora 30 FMSFamerenana Fetin'ny Noely

Alahady 28 novambra 2021

STK : Fanakatonana Jobily 20è

15 ora 30 : Fanompoam-pivavahana

Ankatoka

Fovorian'ny Mpandray.




Alahady 26 septambra 2021 :

15 ora 30 : Fanompoam-pivavahana