Fandraisana

Toy izao ny diarintsika mandritra ny volana oktobra :

 
 

Aza hadinoina

Ny fanompoam-pivavahana :

Alahady amin'ny 3 ora sy sasany hariva

Temple du Hâ - 32 rue du Cdt Arnould - 33000 Bordeaux

Azo arahina koa amin'ny :

Youtube FPMA Bx


Perikopa :

Deotoronomia 6.2-6

Hebreo 7.23-28

Marka 12.28-34






Vaovao samihafa

Ankasoavana
Ankaratsiana

Ny fotoana manaraka ...


Talata 25 oktobra 2021 :

20 ora : Fandinihana Lohahevitra

Alarobia 26 oktobra 2021 :

20 ora : Fampianarana SAP KNPL

Sabotsy 30 oktobra 2021 : Zaikabe nasionaly

10 ora : Fanompoam-pivavahana Fanokafana

Alahady 24 oktobra 2021 Zaikabe nasionaly

10 ora Fanompoam-pivavahana Famaranana

15 ora 30 : Fanompoam-pivavahana





Alahady 26 septambra 2021 :

15 ora 30 : Fanompoam-pivavahana