Fandraisana Fifohazana
SAMPANA FIFOHAZANA




BIRAO SAFIF 2022-2023 :

Filoha :
RANDRIANARIVELO Nina
Cette adresse email est protégée contre les robots des spammeurs, vous devez activer Javascript pour la voir.

Filoha mpanampy :
ARISON Nirina

Mpitantsoratra :
RAKOTOMALALA Fara

Mpanolotsaina :ANDRIANARIVELO Hanitra
Mpitambola :
BARRAGAN Hery




Sabotsy 16 oktobra 2021 :

Fandaharam-potoanan'ny Lasy :

Asabotsy 16 Oktobra 2021

10h30 : Fotoam-pivavahana fanokafana ny Lasy - Zoom

14h00 : Fiofanana miaraka amin’i mpitandrina Rasolondraibe Seth - Zoom

16h00 : Fiofanana miaraka amin’i mpitandrina Rasolondraibe Seth - Zoom

18h00 : Fivoriana ho an’ny Mpiandry - Zoom

Alahady 17 Oktobra 2021

10h30 : Fotoam-pivavahana famaranana ny Lasy

en présentiel à Toulouse + (Youtube en direct + Zoom)


Talata 13 jolay 2021:


Rohy fidirana :


Alahady 28 martsa 2021:



Alahady 7 martsa 2021:


Hisy ny Asa sy Fampaherezana amin'ny alahady 14 martsa 2021 manomboka amin'ny 7 ora hariva hatao amin'ny alalan’ny Confcall.

Ny numéro hidirantsika amin’izany dia ilay fampiasa amin'ny Cellule de prière sy ny FLH :

Numéro  : 01 80 14 00 64
Code : 873 182 #

Raha misy tonombavaka tiantsika ho entin'ny mpiandry mandritry ny asa dia aza misalasala mampita izany amin'izy ireo.

Voninahitra ho an’Andriamanitra irery ihany


Alahady 10 janoary 2021:


Mbola miarahaba antsika mpikambana tratry ny taona vaovao 2021. Ny Tompo anie hampitombo hatrany ny fahasoavany ao amintsika tsirairay avy.

1 ) Hanao ny AG tsika isika Safif, izay hanaovantsika ny bilan 2020 sy ny prévisionnel 2021, ny sabotsy 16 janoary 2021 amin'ny 10 ora maraina izay atao Confcall. Koa manantena antsika tsirairay avy mba hanatrika izany . Ho alefa amintsika eo ihany ny numéro hifandraisantsika.

2) Hanao fiofanana koa isika io sabotsy io ihany ka ny fotoana dia amin'ny 3 ora tolakandro izay iarahantsika amin'ny Pst Jean Teddy sy ny Sampana Antoko Mpihira izay isaorantsika azy ireo amin'ny fiaraha-miasa. Izany dia hatao zoom ka ho alefa amintsika eo ihany koa ny momba izany.

Misaotra antsika rehetra.

Ny Birao Safif


Alatsinainy 6 jolay 2020 hatramin'ny alahady 12 jolay 2020 :




Alahady 10 mey 2020 :





Alahady 2 febroary 2020 :


Tontosa  soamatsara omaly  sabotsy 1 febroary 2020 ny fiofanan'ny SAFIF  niaraka tamin'i Pasteur Teddy izay narahin'ny sakafo Agape.

Koa misaotra an'i Pasteur Teddy mianakavy sy ny fianakavian'ny filohan'ny Tafo izay nanotrona.
Misaotra antsika mpikambana koa fa nahafinaritra ny fiarahana.

Tsy adino koa ny misaotra ny fianakaviana Bryand sy Hamy izay nandray izany. Ny Tompo no hiahy sy handrotsaka ny fahasoavany mandrakariva ao aminareo.


Alahady 26 janoary 2020 :


Agape SAFIF ny sabotsy 1 febroary 2020 amin’ny 10 ora sy fahefany tsy diso.

Izany dia ho atomboka amin’ny fiofanana miaraka amin’i Pastera Teddy.

Ny toerana dia any an-tokatranon’i Bryand sy Hamy mianakavy :

44 route de Bordeaux - 33500 Arveyres

Fandaminana :

  • Mpikambana mitondra ny :

-          Entrée sy dessert

-          Ny couverts sy ny rano fisotro

  • Ny birao kosa no manao ny laoka sy vary

Ireo izay tsy manana fiara dia iangaviana hilaza amin’ny birao.

Manantena ny fahatongavantsika maro.





 


 

Aza hadinoina

Ny fanompoam-pivavahana :

Alahady amin'ny 3 ora sy sasany hariva

Temple du Hâ - 32 rue du Cdt Arnould - 33000 Bordeaux


Perikopa :

Asa 4.8-12

1 Jaona 3.1-2

Jaona 10.11-18



Vaovao samihafa

Ankasoavana
Ankaratsiana

Ny fotoana manaraka ...



talata 16 aprily :
20h : CDF (confcall)


alarobia 17 aprily :
20h : Dpt Fampianarana (concall)


alakamisy 18 aprily :
19h : AM - famerenan-kira (s. Calvin)


sabotsy 20 aprily :
Tily - lasy tselatra (Antagnac)
10h : SVK - famerenan-kira (tokantrano)
10h : STK - fivoriana (s. Calvin)
16h : AM - famerenan-kira (s. Calvin)


alahady 21 aprily :
Tily - lasy tselatra (Antagnac)
15h30 : Fanompoam-pivavahana
Fanasan'ny Tompo