SAMPANA TILY


BIRAO 2022 - 2023 :

Filoha :
ANDRIAMIHAJA Miarisoa
Cette adresse email est protégée contre les robots des spammeurs, vous devez activer Javascript pour la voir.

iloha mpanampy :
RANDRIANARIMANANA Dina

Mpitam-bola :
RAKOTOMANIRAKA Tiana

Mpitantana fitaovana :
RASOLONJATOVO Fidèle

Mpitan-tsoratra :
RASAMIMANANA Arimisa

Mpanolo-tsaina :
RAZAFINDRAMANITRA Harilanto

Tonia :
RAVELOSON Faniry



Mpiandraikitra Sampana Mavo :

RAMANANIRINA Nomenjanahary Miora
RAVELOSON Faniry

Mpiandraikitra Sampana Maintso :

Kanto
RAMAKARISON Mika

Mpiandraikitra Sampana Mena :

RANDRIANARINAIVO Marc



Alahady 7 aprily 2024 :


Faly miarahaba antsika amin'ny anaran'ny Tompo. 

Toy izao ny vaovao tily avy eto an toerana sy avy amin'ny nasionaly.


Ny sabotsy 20 sy ny alahady 21 avril izao no hanaovana ny lasy tselatra Tily lamako Bordeaux,  izay hatao any Antagnac. 

Toy izao ny andinindininy: 

Ora fiaingana : 6h30 eo parking géant villenave d'ornon, 

Saran-dasy: 17€  

Fandraisana anjara amin'ny saran-dalana 5€.

Misokatra ho an'ny Ray aman-dreny koa ny lasy, koa ho anareo izay mikasa andeha amin’izany dia angatahina hanatona an'i Miarisoa

Miangavy anareo Ray aman-dreny izay afaka hanatitra eny an toerana ihany koa mba hilaza aminay komity na Mpiandraikitra hanaovana ny fandaminana.


Vaovao tily Nasionaly: 

Misokatra ny fisoratana anarana amin'ny Lasin-jobily 15 au 21 juillet izao, 

 ny saran-dasy  155€ ary à partir 3ème enfant dia 105€.

Hisy assurance aloha ihany koa

Ary hisy koa fandraisana anjara amin'ny saran-dalana.

Ho antsika avy eto Bordeaux izay maniry hanatrika izany lasy izany dia angatahana mba hanatona an’i Miora na Miarisoa.

Ny fara fisoratana anarana dia ny 21 avril izao.


Misaotra ny Tompo fa vita soa aman-tsara omaly sabotsy 06 avril ny fanavaozana ny komity nationaly mandritra ny 2 taona ho avy 2024-2026, ka ireto avy izy ireo: 

Président: Luc Rakotomalala - Paris

Vice président : Dina Randrianarimanana - Bordeaux 

Trésorière :  frère gris- Vincennes 

Secrétaire : Fara Andriamparison  - Vincennes

gestionnaire: Faniry Raveloson - Toulouse


Ho an’Andriamanitra irery ny voninahitra.




Sabotsy 9 septambra 2023 :


Sabotsy 24 jona 2023
 : 
 



Sabotsy 29 April - alatsinainy 1 mey 2023 :


« Sambatra izay rehetra matahotra an'i Jehovah, Dia izay mandeha amin'ny lalany. Fa hohaninao tokoa ny asan'ny tananao; Sambatra sady ambinina ianao» Salamo 128: 1-2


Am-pifaliana hatrany no hanasana antsika rehetra hanatrika ny fihaonamben'ny Tily RNT 2023 (Rencontre Nationale des Tily) izay atao ny sabotsy 29 aprily maraina ka hatramin’ny alatsinainy 1 mey 2023 amin’ny 12 ora atoandro.


Toerana : Lycée Don Bosco - Les Cours 61210 Giel-Courteilles. 


Saran – dasy :


Beazina: 40€ 
Mpiandraikitra am-perinasa: 25€ 
Ray aman-dreny, sakaiza, hafa: 45€


Hisy efitra fatoriana ho an’ireo rehetra tsy afaka ny hatory any anaty tente (Ray amandReny), ka 30€ ny dortoir (2 alina / 2 nuitées) izay mila aloa miaraka amin’ny saran-dasy izany.


Ho antsika avy eto Bordeaux dia afaka manatona an 'i Miarisoa na Cheftaine Miora amin'ny fisoratana anarana


Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra


Tanana havia


Sabotsy 26 novambra 2022 :


Sabotsy 10 sy alahady 11 septambra 2022 :


Sabotsy 17 jolay 2021
: Fivoahana an-tsaha any Gujan Mestras

Hanatanteraka ny fivoahana na sortie ny sampana Tily eto amin'ny Tafo ny sabotsy 17 Jolay 2021 ho famaranana ny taom-pitaizana sy ho solon'ny lasy lehibe tsy tanteraka ka toy izao ny andinindininy :

6h45 : fiaingana eo Bordeaux Montaigne (Pessac) - cafeteria du Crous

8h : rassemblement à Gujan Mestras

* 1ere partie : activités par branche

* 2eme partie : grand jeu

* 3ème partie : parc d'attractions

19h : famaranana, ora fitsenana ny ankizy

Aorian'izay ny takariva.








Fomba hidirana ao amin'ny e-Garden Partily :


11:00 : Fanombohana Fotoam-pivavahana sy fanokafana @ fomba skoto . ZOOM

11:30: Animation Dihy hiraisana « M’ZUMBA NY TILY ». ZOOM sy YOUTUBE (FPMA Bordeaux)

https://zoom.us/j/9346460301?pwd=SGI1NWk3bWZqT0lhaUd4Z3pvdHZLQT09

ID de réunion : 934 646 0301

Mot de passe : 272910

12:00:  Sakafo

Menu: Kitonotono na kiendiendy na tsakitsaky fihinana ankalamanjana

Alaina sary ny sakafo natao dia alefa whatsapp 06 21 55 55 99 alohan’ny 13h30

14:00:  Hira Tily : TSIKITSIKY IHANY ZOOM sy YOUTUBE : (FPMA Bordeaux)

https://zoom.us/j/9346460301?pwd=SGI1NWk3bWZqT0lhaUd4Z3pvdHZLQT09

ID de réunion : 934 646 0301

Mot de passe : 272910

14:15-15:15: Lalao hiraisana LIEN PLATEFORME DISCORD (alefa  mail / site FPMA Bordeaux/ sms)

15:30: Diffusion photo et vidéo : Fanehoana an-tsary ireo « activité » nisy teo aloha  ZOOM sy YOUTUBE (FPMA Bordeaux)

16:30: Famerenana ny « M’ZUMBA NY TILY ». ZOOM sy YOUTUBE (FPMA Bordeaux)

16:45: Famaranana Hafatra sy fandraisam-pitenena fohy ary faranana amin’ny fomba skoto. ZOOM

https://zoom.us/j/9346460301?pwd=SGI1NWk3bWZqT0lhaUd4Z3pvdHZLQT09

ID de réunion : 934 646 0301


Mot de passe : 272910







Hanatanteraka ny fivohahana na sortie ny sampana Tily eto amin'ny Tafo ny 17 Jolay ho avy izao ho famaranana ny taom-pitaizana sy ho solon'ny lasy lehibe tsy tanteraka

Ka toy izao ny andinindininy



* 6h45: fiaingana eo Bordeaux Montaigne cafeteria du Crous



8h: rassemblement à Gujan Mestras



1ere partie: activités par branche

2eme partie: grand jeu

3ème partie: parc d'attractions



19h: famaranana, ora fitsenana ny ankizy

Aorian'izay ny takariva.



Miangavy ireo ray aman-dreny mba hijanona kely Aorian’ny fanompoam-pivavahana hidinika kely vetivety



Ny birao sy ny Mpiandraikitra


 


 

Aza hadinoina

Ny fanompoam-pivavahana :

Alahady amin'ny 3 ora sy sasany hariva

Temple du Hâ - 32 rue du Cdt Arnould - 33000 Bordeaux


Perikopa :

Asa 4.8-12

1 Jaona 3.1-2

Jaona 10.11-18



Vaovao samihafa

Ankasoavana
Ankaratsiana

Ny fotoana manaraka ...



talata 16 aprily :
20h : CDF (confcall)


alarobia 17 aprily :
20h : Dpt Fampianarana (concall)


alakamisy 18 aprily :
19h : AM - famerenan-kira (s. Calvin)


sabotsy 20 aprily :
Tily - lasy tselatra (Antagnac)
10h : SVK - famerenan-kira (tokantrano)
10h : STK - fivoriana (s. Calvin)
16h : AM - famerenan-kira (s. Calvin)


alahady 21 aprily :
Tily - lasy tselatra (Antagnac)
15h30 : Fanompoam-pivavahana
Fanasan'ny Tompo