Fandraisana
Tonga soa eto amin'ny Tafo Bordeaux


TANORA KRISTIANA : Concert Jubilé 20
"Et maintenant, notre Dieu, nous te rendons grâce et nous louons le nom de ta splendeur" 1 Chroniques 29 :13

La STK FPMA Bordeaux vous convie le samedi 6 novembre 2021 à 20 h à son concert afin de célébrer son 20ème anniversaire.

 
En raison de la crise sanitaire et pour l'organisation du concert, il faudra s’inscrire sur le lien suivant :

FANOMPOAM-PIVAVAHANA :


Fanompoam-pivavahana tanterahina ao amin'ny Temple du Hâ manomboka amin'ny 15 ora 30.


Manainga anao hisoratra anarana dieny izao :


Ny fotoana dia azo arahina amin'ny :

- Dika-teny frantsay : FM 107.8

- YouTube : FPMA Bordeaux



FOTOAM-BAVAKA : isaky ny talata
Fanombohana :



07 56 75 39 31 - 873 182 #


Tari-dresaka :
Galatiana 4.12-20


FIOFANANA SAP KNPL DVE : isaky ny alarobia amin'ny 8 ora alina


Fampianarana ny alarobia 27 oktobra 2021 :

Mpampianatra :Past TOVONJARAHARILIVA Radoniaina
Lohahevitra :

 LES CANTIQUES DES PREMIERS CHRETIENS

POUR EDIFIER LA FOI DE L'ÉGLISE PRIMITIVE


Ho an'ny teny malagasy :

- tél : 01 86 99 58 31

- code : 984 7097 7585# 


Ho an'ny teny frantsay :

- tél : 01 70 37 22 46

- code : 966 6579 5949# 


- support : tsindrio eto 


RAKITRA SY ADIDY :


Azo atao tsara ny manao rakitra sy mandoa ny adidy araka ireto fomba ireto :

1- Chèque :

2- Virement :

à l'ordre de "FPMA Bordeaux" ary alefa amin'izao adiresy izao :

Atoa RAVALISON Haja

54 rue Gaston de Foix

33260 LA TESTE DE BUCH

Titulaire compte : FPMA Bordeaux

IBAN : FR15 2004 1010 0105 8250 8E02 234

BIC : PSSTFRPPBOR

Message : RAKITRA na ADIDY XXXXXXX (apetraho eo ny anaranao)





alt

alt


hafatra pastoraly





Fiofanana SAP

(FPMA Foibe)

isaky ny alarobia

20h00-21h00






 
 

Aza hadinoina

Ny fanompoam-pivavahana :

Alahady amin'ny 3 ora sy sasany hariva

Temple du Hâ - 32 rue du Cdt Arnould - 33000 Bordeaux

Azo arahina koa amin'ny :

Youtube FPMA Bx


Perikopa :

Deotoronomia 6.2-6

Hebreo 7.23-28

Marka 12.28-34






Vaovao samihafa

Ankasoavana
Ankaratsiana

Ny fotoana manaraka ...


Talata 25 oktobra 2021 :

20 ora : Fandinihana Lohahevitra

Alarobia 26 oktobra 2021 :

20 ora : Fampianarana SAP KNPL

Sabotsy 30 oktobra 2021 : Zaikabe nasionaly

10 ora : Fanompoam-pivavahana Fanokafana

Alahady 24 oktobra 2021 Zaikabe nasionaly

10 ora Fanompoam-pivavahana Famaranana

15 ora 30 : Fanompoam-pivavahana





Alahady 26 septambra 2021 :

15 ora 30 : Fanompoam-pivavahana