Mpitandrina Jean Teddy RAMAHERIJAONA Maro dia maro ny dinika azonao atao miaraka amin’ny Mpitandrina, koa indro: 1. Ny ahazoanao mifanerasera aminy Telefaonina : 09 86 56 23 73 Adiresy mailaika:
Cette adresse email est protégée contre les robots des spammeurs, vous devez activer Javascript pour la voir.
2. Ny fandaharam-potoany
Alahady : mampianatra katekomena sy mitarika ny fotoam-pivavahana
Alatsinainy :
Talata : mandray olona (fotoam-bita)
Alarobia : mandray olona (fotoam-bita)
Alakamisy :
Zoma : mandray olona (fotoam-bita)
Sabotsy :
Toriteny :

| Toriteny : alahady 5 avrily 2020
|
| 
| Toriteny : alahady 26 avrily 2020 |
| 
| Toriteny : alakamisy Fiakarana | 
|
| 
| Toriteny : alahady 29 marsa 2020 |
| 
| Toriteny : alahady 19 avrily 2020 |
| 
| Toriteny : alahady 17 mey 2020
| 
| Toriteny : alahady 7 jona 2020 | 
| Toriteny : alahady 22 marsa 2020
|
| 
| Toriteny : alahady Paska 2020 |
| 
| Toriteny : alahady 10 mey 2020
| 
| Toriteny : alahady Pentekosta | 
| Toriteny : alahady 15 marsa 2020 |
| 
| Toriteny : alahady 5 avrily 2020 |
| 
|
| 
| Toriteny : alahady 24 mey 2020 |
- 05/01/2020 : alahadin'ny Taom-baovao
- 12/01/2020 : Pst Synodaly Seth RASOLONDRAIBE : fametrahana mpitandrina sy fanokanana diakona
ALAHADIN'NY MPITANDRINA : 18 oktobra 2020 
Tarikasa Katekomena
Ny fianarana katekomena, izay afaka atrehin’ny rehetra ihany koa, dia isaky ny alahady amin'ny 2ora sy fahefany, mialoha ny fanompoam-pivavavahana.
Aoka hanatona ny mpitandrina izay maniry hanaraka izany fampianarana izany.
|