Fandraisana Sekoly Alahady




BIRAO SA 2020 - 2021 :


Filoha :ANDRIANANDRASANA Haingo Nirina ( Cette adresse email est protégée contre les robots des spammeurs, vous devez activer Javascript pour la voir. )

Mpitantsoratra :RATSIMANARISON Nouerry Michelle Elisabeth
Mpitambola :RAZAFINDRAKOTO Vonimboahangy Hanitriniala
Mpanentana : RAJAONINA Ravaka Karen



Mpampianatra

Dingana 1 :ANDRIANANDRASANA Haingo Nirina
Dingana 2 :RAKOTOARISOA Agnes BakonalisoaRAHARISON Mialy Harintsoa
Dingana 3 : RATSIMANARISON Nouerry Michelle ElisabethRAKOTONDRAZAKA Hamy
Dingana 4 :RAMAROSON NoroFASINA John
Dingana 5 :RAMAHERIJAONA HeliravakaRAZAFINDRAKOTO Vonimboahangy Hanitriniala
Dingana 6 :RASOLONJATOVO Safidy FinoanaRAJAONINA Ravaka Karen



Solotenan’ny ray aman-dreny :

RAKOTOMANIRAKA Tiana

RAJOELIARIVONY Nicole




Alahady 14 martsa 2021 :

Antsoina ny mpampianatra SA/STA eto amin’ny Faritany Atsimo Andrefana hiofana ny asabotsy 13 mars 2021 ho avy izao, amin’ny 14h-16h30 (ora métropole) amin’ny alalan’ny conf call.

Ny lohahevitra amin’izany dia toy izao : « L’importance de l’enseignement et de la prédication auprès des enfants du SA »

Ny mpampiofana dia ny Mpitandrina Tovonjarahariliva Rado


Alahady 14 febroary 2021 :

  • Dans la perspective de la préparation de la e-RNSA 2021, tous les enfants de l'école du dimanche sont priés de venir chez Hanitra et Enintsoa (à Floirac) ce mercredi 17 fevrier 2021, à partir de 13h30. Nous réaliserons la vidéo pour le concert de la RNSA.

Venez habillés de pantalon jean et d'un haut de couleur unie et amenez également un autre haut de couleur blanche. Merci aux parents pour leur implication.

  • Il y aura une cellule de prière pour les ados ce vendredi 19 fevrier de 15h à 17h sur zoom. Les codes de connexion vous seront donnés ultérieurement. Merci de réserver cette date





Alahady 27 septambra 2020 :


Ny mpampianatra sekoly alahady dia faly mampandre antsika fa hiatomboka amin'ny alahady 4 oktobra ho avy izao ny fampianarana SA  taom-pianarana 2020-2021. Izany dia atao eto amin'ny temple manomboka amin'ny 2 ora sy sasany tolakandro ka hatramin'ny 4 ora. Ankoatra ireo zanatsika ao amin'ny dingana 4, izay hanatanteraka ny fampianarana à distance. Hisy isaky ny tapa-bolana ny fampianarana.

Ny zanatsika dia angatahina ho tonga mialoha ny fiatombohan'ny culte voalohany (alohan'ny 2 ora sy sasany izany). Ireo sendra ny fahatarana na tsy afaka ho tonga dia angatahana hiantso an'i Haingo.

Ny hetsika LOTO izay tsy afaka notanterahina tamin'ny volana septambra dia soloina hetsika "SA'kafo sy t'SAkit'SAky". Ny andiandiany dia alefa mail amintsika sy ho hitantsika ao amin'ny tranokalan'ny fiangonana.

Misaotra antsika amin'ny fiaraha-miasa.






























 
 

Aza hadinoina

Ny fanompoam-pivavahana :

Alahady amin'ny 3 ora hariva

Temple du Hâ - 32 rue du Cdt Arnould - 33000 Bordeaux

Azo arahina koa amin'ny :

Conférence téléphonique - Youtube FPMA Bx


Perikopa :

Asa 3.13-19

1 Jaona 2.1-5

Lioka 24.35-48







Vaovao samihafa

Ankasoavana
Ankaratsiana

Ny fotoana manaraka ...


Talata 13 aprily 2021 :

20 ora : Fotoam-bavaka

Alarobia 14 aprily 2021 :

20 ora : Fiofanana SAP KNPL

Alakamisy 15 aprily 2021 : 

19 ora 30 : SVK - Fiombonam-bavaka 

Alahady 18 aprily 2021

15 ora : Fanompoam-pivavahana

Fanasan'ny Tompo