Fandraisana Ankasoavana

Fandraisana zaza : alahady 19 marsa 2023


Zaza noraisina teto am-piangonana anio :


RASOLOFO Antso, zanak'i Riana sy Sitraka, teraka tamin'ny 18 janoary 2023.







Fandraisana zaza : alahady 30 oktobra 2022

Zaza noraisina teto am-piangonana anio :

RASAMOELA RANDRIANARIZAY Mikalo teraka tamin’ny 29 aogositra 2022 zanak’i Antsa sy Voahary.






Fandraisana zaza : alahady 17 jolay 2022

Ireto ny zaza noraisna teto am-piangonana anio :



ANDRIANOMENJANAHARY Haïley Hanintsoa zanak'i ANDRIANOMENJANAHARY Haja sy Tantely 

RIVIERE Aloren Loëvan zanak’i RIVIERE Florent  sy RASOLOFOSON Elina Candy





Filazana mariazy :


Denise THEVENET

Victor et Brigitte DA TORRE

 

Nirina et Christiane ANDRIANARISON

 

Ont le plaisir de vous annoncer le mariage de leurs enfants

 

RINDRA et  ALEXIS


Le samedi 01 octobre 2022 à 11H30.



Filazana mariazy :


« Ka dia tsy roa intsony izy fa nofo iray ihany » Matio : 19 : 6a


Atoa RAVELOSON RASOLONIRINA Alain mivady

Atoa RAKOTONIANA Solotiana Hajasoa mivady

 

Dia faly mampandre anareo ny fanamasinana ny fanambadian’ny zanany :

 

RAVELOSON Andriamampionona Faniry sy RAKOTONIAINA Nasandratriniavo Fehizoro

 

Izay ho tanterahina ao amin’ny FJKM Ivato Soanierana Vavahadin’ny Lanitra any Madagasikara ny sabotsy 22 septambra 2022 .





Filazana mariazy :

«Que l’homme donc ne sépare ce que Dieu a  joint » Marc 10 : 9

Estelle Rasoazanapanahy

Allain et Berthine Razafindramboa

Fanja Andriambelo

 Ont la joie de vous faire part du mariage de leurs enfants :

 Heriniaina Razafindramboa et Ravaka Andriambelo

Qui aura lieu le samedi 20 Août 2022 à 11H à l’église protestante FJKM Soamanandrariny Miaradia à Madagasikara.







Filazana mariazy :



«C’est pourquoi, l’homme quittera son père et sa mère pour s’attacher à sa femme, et les deux deviendront un seul être. Ainsi, ils ne sont plus deux mais un seul être. Que l’homme ne sépare donc pas ce que Dieu a uni. » Mathieu 19 : 5-6


RAZAFINDRAKOTO Mamisoa, RAZAFINDRAKOTO Francia, HEURTEBIZE Raphaël, EON Isabelle


Ont le plaisir de vous faire part du mariage de leurs enfants :


Cynthia et Romain


le samedi 21 Mai 2022  au CHATEAU BONE ( 2 rue des Pigeonniers, 33710 GAURIAC ).



Filazana mariazy :


"Ary ankehitriny dia ireto telo ireto no mitoetra : Ny FINOANA, ny FANANTENANA, ny FITIAVANA ; fa ny FITIAVANA no lehibe amin’ireo." 

Fifaliana lehibe ho anay Sahondra sy Andry RASAMOELINA no mampandre ny fanamasinana ny fanambadian’ny zanakay : 

Ny Aina RASOLOFOMANANA sy Cédric LACHAUD 

Izay ho tanterahana ny sabotsy 09 aprily 2022 aminy 4 ora tolatolakandro any amin’ny Domaine de Mahourat, 67 Mahourat, 33760 Saint-Pierre-de-Bat.


Filazana mariazy :


"Et que la paix de Christ, à laquelle vous avez été appelés pour former un seul corps, règne dans vos coeurs. Et soyez reconnaissants." Colossiens 3:15

DELMOTTE Aimée, RAZAFINDRAZAKA Jean-Baptiste, DELMOTTE Patrick et Nadia, RASOLOFO RAZAFINDRAMAMBA Razafindrambahy, RAZANAMPARANY Marcel, RASOLOFO Zaonihery et Voahangy

ont la joie de vous faire part du mariage de leurs petits-enfants, enfants

Fanambinana et Vahisoa

qui se déroulera le samedi 26 février 2022 à 14h30 au Temple du Hâ (23 rue du Hâ, 33000 Bordeaux).


Fandraisana zaza : alahady 17 oktobra 2021


"Nankinina taminao hatrany am-bohoka aho; hatrany an-kibon-dreniko dia Andriamanitro Hianao." Salamo 22:10

Fanantenana sy Kanto dia faly nitondra ny zanany :

Mizarasoa Ilona DELMOTTE 

teto am-piangonana.

Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany.






Filazana zaza teraka :


«Indro, lova avy amin'i Jehovah ny zanaka maro; Tamby ny ateraky ny kibo.» Salamo 127:3

Noho ny fitahian’ny Tompo, dia nahazo fahasoavana tokoa ny tokantrano.

Haritiana sy Domoina ANDRIAMBELO dia faly mampandre anareo ny nahateran’i :

Faneva sy Fitia

ny zoma 18 desambra 2020.




Filazana zaza teraka :


"Indro lova avy amin'i Jehovah ny zanaka maro ; tamby ny ateraky ny kibo" Sal 127:3

I Riana sy Sitraka dia faly mampandre antsika ny fahaterahan' i :

Aiko Herintsoa Stéphane RASOLOFO

ny sabotsy 5 desambra 2020.


Fandraisana zaza : alahady 13 desambra 2020

Noraisina voalohany teto am-piangonana ny zaza :

Hendry Nathan RANAIVOSOA

zanak’ i Antsa sy Mamisoa.




Fandraisana zaza : 11 oktobra 2020



Noraisina voalohany teto am-piangonana ny zaza :

RAJAONARIVELO Soatiana Maëlys

zanak'i Angelo sy Miary.



Filazana mariazy :


"Mets-moi comme un sceau sur ton cœur, comme un sceau sur ton bras... Car l'amour est fort...ses ardeurs sont des ardeurs de feu, une flamme de l'Éternel "

Cantiques des cantiques 8, 6

Mme veuve DELMOTTE Aimée M. RAZAFINDRAZAKA Jean-Baptiste Mme veuve BAILLET Marthe M. et Mme DELMOTTE Patrick

Mme veuve RAZAFIARISON Josée Mme veuve RAMANAMAHEFA Aline M. et Mme RAZAFIARISON Harimanana Z.

sont heureux de vous annoncer le mariage de leurs enfants, petits-enfants :

DELMOTTE Fanantenana Zo Manuël & RAZAFIARISON Harikanto Fifaliana Liantsoa

qui se tiendra le samedi 17 Octobre 2020 à 14h Au Temple du Hâ 32 Rue du Commandant Arnould 33000 Bordeaux



Filazana zaza teraka :


Nantenaina sy Yohann CACHEUX dia faly mampandre anareo ny nahaterahan’i :

Hajao Benjamin

tamin’ny alahady 12 jolay 2020.

Hisaorana ny Tompo noho ny fahasoavany lehibe.



Fandraisana zaza voalohany : 22 desambra 2019

Noraisina teto am-piangonana ny zanaky ny fianakaviana FASINA John sy Maherizo



Fanambadiana :


Fitsofan-drano ny fanambadian'i RANAIVOSOA Antsa sy Mamisoa ny 30 novambra 2019 tany an-tanindrazana.


Filazana fahaterahan-jaza :


« C’est toi qui as formé mes reins, qui m’as tissé dans le ventre de ma mère. Je te loue de ce que je suis une créature si merveilleuse. Tes œuvres sont admirables, et je le reconnais bien. » Psaumes 139 :13-14

Nous sommes heureux de vous faire part de la naissance de notre fils Noé Iloniaina Barragan, le 17 septembre 2019.

John et Anja


Fanambadiana sy batisa :


Anio 30 jona 2019 no fandraisan-tanana sy fiarahaban’ny fiangonana ny fianakaviana FRANCINE Arimampionona sy RAHARISON Mahefarivola Anne-Marie ary ny zanany


Filazana zaza teraka :


Dieu nous a fait grâce et c'est avec beaucoup de joie que nous vous partageons la naissance de notre fille Maëlys Soatiana le 15 Mai 2019. Nous nous portons très bien et nous vous remercions pour vos prières et encouragements. 
Par cette naissance, Dieu nous apprend à partager la vie, l’amour et la foi qu’Il a Lui-même mis dans nos cœurs. Gloire Lui soit donné.

"Je t'aime d'un amour éternel ; C'est pourquoi je te conserve ma bonté" Jérémie 31:3

Miary et Angelo RAJAOANARIVELO


Filazana zaza teraka :

Je me prénomme Victoria Nirina.

Je suis née le 5 avril 2019 à Bordeaux

...pour l immense joie de mes parents, Davina RAJAOARIVELO et Ludovic NAVARRO, ainsi que toute la famille.

"Grâces soient rendues à Dieu pour son don ineffable" 2 Corinthiens 9/15






Filazana mariazy:


« Fitiavana mandrakizay no nitiavako anao, Na dia ny ony maro aza tsy mahavono ny afon’ny fitiavana, Fa avy amin’Andriamanitra ny fitiavana » (Jeremia 31 : 3 – Tononkiran’i Solomona 8 : 7 – 1 Jaona 4 : 7)

Rtoa RAZANADRAKOTO Noëline sy Rtoa RAJAONALISON Nicole Minomalala

dia faly mampandre ny fanamasinana ny fanambadian’ny zanak’izy ireo

RAVELOJAONA Marco sy RAJAONALISON Fanjamalala

ny zoma 04 Janoary 2019 ao amin’ny Fiangonana Loterana Malagasy, FITANDREMANA TOBY FANANTENANA 67Ha.





Fandraisana zaza 

Faly isika nandray ny fianakaviana RASOAMANANA Andriantsoa Tsilavinambinina sy Rakotoarivelo Eulalie izay nitondra niaraka mivavaka voalohany amintsika, ny Alahady 11 Novambra 2018, ny zazavavy

RASOAMANANA Andriantsoa Anayah



Filazana mariazy:


“ Fitiavana mandrakizay no nitiavako anao : koa izany no nampaharetako famindrampo taminao ” , Jeremia 31 : 3


RAJAONARIVELO Henriot sy Florine

Tompokovavy RAZAFIARISOA Velonindrina Lalao

Sy

RASOAMAHEFA Henri sy Mamy

Dia faly mampandre anareo ny fitsofan-drano sy ny fanamasinana ny fanambadian’ny zanany


RAJAONARIVELO Herinindrina Angelo Richard

Sy

RASOAMAHEFA Miarivony


Izay ho tanterahina ny 25 Aogositra 2018 ao amin'ny FJKM Tangaina Fanantenana manomboka amin'ny 10 ora maraina.


Filazana mariazy:


Ho an’ny Tafo FPMA Bordeaux,

“ Ary aoka ho ambonin ’ izany rehetra izany ny fitiavana , fa fehin ’ ny fa hatanterahina izany ” , Kolosiana 3,14.

FANAMBARANA MARIAZY

Ramatoa RAZAFINDRAMANITRA RABENJA Jeanne

Ramatoa RAZAFINDRAMANITRA RAMBOLATIANA Rahasàna Eugénie

Sy

Ramatoa RANDRIANAMPIZAFY SAUVAGE Marie-Josette

Andriamatoa RAVELOARISON Olivier Aimée sy Ramatoa RANDRIANAMPIZAFY Marie-Claude

Dia faly mampandre antsika fiangonana ny fanambadian’ny zafikeliny, ny zanany


RAZAFINDRAMANITRA Tsiriniaina Franck Panoël

Sy

RAVELOARISON Ony Miora Sandra


Ny Asabotsy 25 Aogositra 2018 ho avy izao, @ 9 ora maraina ao @ FLM Ambatovinaky.

Marihina moa fa ho tanterahina @ io fotoana io ihany ko ny fandraisana fanasan’ny Tompo an’i RAZAFINDRAMANITRA Tsiriniaina.

Mangataka ny fitrotroana am-bavaka avy amintsika fiangonana @ izany fikasana masina izany.


Fandraisana zaza :

Fifaliana ho antsika fiangonana ny mandray  ny zaza RASAMOELA Rootsy izay nentin'ny raiamandreniny  RANDRIAMANANTENA RASAMOELA Antsa sy RANDRIANARIZAY Voahary niaraka mivavaka voalohany amintsika FPMA Bordeaux ny Alahady 1 Jolay 2018


Mpandray vaovao :

Noraisina anio 20 mey 2018 ho isan'ny mpiray latabatra amin'ny Tompo Atoa Jessy RANDRIANARIVELO sy Rkely Karen RAKOTOVAO.


Fandraisana zaza :

Faly isika mandray voalohany ato am-piangonana anio 06 mey 2018 ny zazakely LALANIAINA Noémie Jordana, zanak'i LALANIAINA Sitraka sy Jessica.




Teraka :

Antsa et Voahary ont la grande joie de nous annoncer la naissance de leur fille Rootsy le Vendredi 13 Avril à minuit et demi.

Nous remercions le Seigneur pour cette bénédiction.


Batisa :

Faly isika tafo FPMA Bordeaux fa nandray ny zaza ho zanak’Andriamanitra tokoa amin’ny alalan’ny sakramentan’ny batisa, anio dia i

RAZAFINDRAKOTO Mael Harilalaina


Teraka :

Ny zaza RAKOTONANAHARY Kaliana

Zanak'i RAKOTONANAHARY Toky sy Mbolatiana dia noraisina voalohany teto am-piangonana tamin'ny fotoam-pivavahana ny alahady 04 Febroary 2018.




Teraka :

Ny zaza Soavina sy Mihasoa, zanak'i RAOBELINA Jao sy Rotsy, dia noraisina voalohany teto am-piangonana tamin'ny fotoam-pivavahana ny alahady 07 janoary 2018.


Mpandray vaovao


Noraisin-tanana ny 17/09/18 teto amin'ny fiangonantsika i Rakotomalala Ny Tsiky izay noraisina mpandray tany Madagasikara tamin’ny alahady 02 jolay 2017.



Mariazy

Andriamatoa Dominique RAKOTOARIMANANA mivady dia faly mampandre antsika fa ny zanany  Lauriane RAKOTOARIMANANA dia hampakarin'i Yohan ROULLET ho vadiny amin'ny sabotsy 7 oktobra 2017, manomboka amin'ny telo ora latsaka fahefany tolakandro eto amin'ny fiangonantsika.



Mariazy :

 Andriamatoa Ramarolahy Andriamandimby mivady, Andriamatoa Kolonely Razafimaro sy Rasamoela Gladys, Andriamatoa Randrianary Emmanuel mivady,

 dia faly mampandreha antsika ny fahavitan'ny fanamasinana ny fanambadian'ny zanany :

 Randriamanantena Rasamoela Antsa sy Randrianarizay Andrianatoandro Voahary

 izay notanterahina tao amin'ny FJKM Andriantany Famonjena ny sabotsy 8 jolay 2017 lasa teo.




Mpandray vaovao

ARMOUET Franck Tahiana

 BARRAGAN Sombiniaina Inès

 RAJAONINA Mandresy Loïc

 RANDRIANAJAINA Chantal

 RAZAFINDRAKOTO Cynthia

 RUIZ Alexandre

 Dia noraisina ho isan'ny mpandray ny Fanasan'ny Tompo eto amin'ny Tafo FPMA BORDEAUX ny pentekosta 04 jona 2017.




 Mariazy :

Andriamatoa sy Ramatoa isany :

FASINA Angel, FASINA Zozo Patrice, RANAZAFINJANAHARY Louise Hermance,

RAKOTONDRAVELO David, RASOANANTENAINA S.Danielle

 dia faly mampandreha antsika ny amin'ny fanamasinana ny fanambadian'ny zafiny, ny zanany :

 FASINA John sy ANDRIATSISANGINA Maherizo

 izay atao ny sabotsy 17 jona 2017

ao amin'ny FJKM Ambanilalana Finoana amin'ny 10h30.


 Mariazy :

Ramatoa Odette RAJAOARIVELO, Andriamatoa Alain RAMAROSON mivady dia faly mampandreha antsika fa ny zafiny, zanany Fabienne RAMAROSON dia ho hampakaran'i Jérémy TALEYSON ho vadiny ny sabotsy 3 jona 2017 amin'ny 3 ora sy sasany hariva eto amin'ny fiangonantsika.


Mariazy :

Andriamatoa RAVELOJAONA Ndriamparany Benjamin mivady dia faly mampandreha antsika fa ny zanany Nantenaina RAVELOJAONA dia ho hampakaran'i Yohann CACHEUX ho vadiny ny sabotsy 13 mey 2017 amin'ny 4 ora sy sasany hariva, izany dia ho tanterahina eto amin'ny fiangonantsika.



 
 

Aza hadinoina

Ny fanompoam-pivavahana :

Alahady amin'ny 3 ora sy sasany hariva

Temple du Hâ - 32 rue du Cdt Arnould - 33000 Bordeaux


Perikopa :

Asa 3.13-19

1 Jaona 2.1-5

Lioka 24.35-48



Vaovao samihafa

Ankasoavana
Ankaratsiana

Ny fotoana manaraka ...


alatsinainy 8 aprily :
19h - 21h : AM - répétition (Salle Calvin)


talata 9 aprily :
20h : CDP (confcall)


alarobia 10 aprily :
20h : Dpt Fampianarana (concall)
21h : KT - fivoriana (concall)


alakamisy 11 aprily :
19h : AM - répétition (Salle Calvin)


zoma 12 aprily :
SAFIF - fanomanam-panahy (confcall)


sabotsy 13 aprily :
zaikabe FATSAN - Tivoli (Bordeaux)


alahady 14 aprily :
zaikabe FATSAN - Tivoli (Bordeaux)