Fandraisana Antoko mpihira
SAMPANA ANTOKO MPIHIRA

BIRAO AM 2020 - 2021 :

Filoha : Fanambinana DELMOTTE( Cette adresse email est protégée contre les robots des spammeurs, vous devez activer Javascript pour la voir. )
Filoha mpanampy :Herinirina RAZAFINDRAKOTO
Mpitantsoratra :Vahisoa Beby RASOLOFO
Mpitantam-bola :Mika RAMAKARISON
Mpanolo-tsaina :Harikanto RAZAFIARISON
Chef de choeur :Lucienne RAZAFINDRAMANITRA


Alahady 27 desambra 2020 :


  • "16 Janvier 2021 : Assemblée générale de la Chorale par visio-conférence, pour faire les bilans d'activités et financier de l'année 2020 et présenter les activités et le budget 2021. Un sondage vous a été envoyé en mail et en sms pour préparer notre réunion.

  • CU régional : Compte tenu de la situation actuelle, le CU régional se fera sous forme de vidéo, nous vous enverrons les consignes et les chants à enregistrer très bientot. Nous comptons sur votre participation nombreuse."


Sabotsy 23 mey 2020 :




Sabotsy 9 mey 2020 :




Alahady 1 martsa 2020 :



ChoeurUni 2020 à Avignon : du 21 au 24 mai 2020.

Pour faciliter notre organisation nous vous invitons à vous inscrire auprès de Vahisoa, avant le 8 mars 2020.

- tarif 4 jours : 160€ adultes + 95€ enfants (3-12 ans)

- tarif 3 jours : 150€ adultes + 90€ enfants (3-12 ans)

- Tarif famille nombreuse (pour les familles avec 3 enfants minimum) : plein tarif pour les parents + 65€ pour les enfants (3-12 ans) pour 4 jours, 60€ pour 3 jours.

Nous avons commencé les répétitions pour le concert annuel qui portera sur le thème de la grâce. Notre prochain rendez-vous est mardi 3 mars 2020 au soir. Nous vous communiquerons les détails par message.



Vidéos du concert Jubilé 40è :


- Misaora, misaora

- Vavaka

- Injao manako any ho any

- Lehibe ny fahatokiana

- Hosana, hosana

- Isaorako

- Indro ny famonjena


Faly miarahaba antsika mpianakavin’ny finoana.


« Mandehana any amin'izao tontolo izao ianareo, ka mitoria ny filazantsara amin'ny olombelona rehetra » Marka 16 :15


Am-pifaliana lehibe no hanasana antsika rehetra tsy an-kanavaka, hanatrika ny
Antsa-Panahy izay karakarain’ny sampana ny Sabotsy 5 Mey amin’ny 8 ora alina.


Izany dia ho tanterahina eto amin’ny Temple du Hâ, ary hisy ny fivarotana tsakitsaky sy fanalàna hetaheta.


Tsy misy ny vidim-pidirana fa rakitra sy ny valopy izay hozaraina no hotatazanaamin’io.


Toy izao ny endriky ny flyer izay ho zarain’ny mpikambana aminareo, ary ho hitanareo eny amin’ny peta-drindrina ihany koa ny andinindininy rehetra voalaza teo aloha.


Noho izany dia manasa antsika ho tonga maro hanatrika izany takariva fiderana an-kira ny Tompontsika izany, ary aza adino ihany koa ny mitondra ny havana sy ny namana.


Raha misy mila fanampim-panazavana dia aza misalasala manatona nympikambana sy ny mpiandraikitra.


Ho an’Andriamanitra irery ihany ny voninahitra.

 


 

Aza hadinoina

Ny fanompoam-pivavahana :

Alahady amin'ny 3 ora hariva

Temple du Hâ - 32 rue du Cdt Arnould - 33000 Bordeaux

Azo arahina koa amin'ny :

Conférence téléphonique - Youtube FPMA Bx


Perikopa :

Asa 3.13-19

1 Jaona 2.1-5

Lioka 24.35-48







Vaovao samihafa

Ankasoavana
Ankaratsiana

Ny fotoana manaraka ...


Talata 13 aprily 2021 :

20 ora : Fotoam-bavaka

Alarobia 14 aprily 2021 :

20 ora : Fiofanana SAP KNPL

Alakamisy 15 aprily 2021 : 

19 ora 30 : SVK - Fiombonam-bavaka 

Alahady 18 aprily 2021

15 ora : Fanompoam-pivavahana

Fanasan'ny Tompo